18 Nanangana tsangambato iray ho an’ny tenany tao amin’ny Lohasahan’ny Mpanjaka+ i Absaloma, tamin’izy mbola velona. Fa hoy izy: “Tsy manan-janakalahy hitondra ny anarako aho.”+ Nampitondrainy ny anarany àry ilay tsangambato, ary mbola antsoina hoe Tsangambaton’i Absaloma ilay izy hatramin’izao.