FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 7:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mpanjakan’i Salema sy mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra io Melkizedeka io, ary nitsena an’i Abrahama tamin’izy niverina avy nandresy mpanjaka maro, ka nitso-drano azy.+ 2 Ary nomen’i* Abrahama ny ampahafolon’ny zava-drehetra azony izy. Voalohany, midika hoe “Mpanjakan’ny Fahamarinana” ny anarany, dia izy koa mpanjakan’i Salema, izany hoe “Mpanjakan’ny Fiadanana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara