FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Avy eo dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao hoe Saray*+ intsony ny anaran’i Saray vadinao, satria hatao hoe Saraha* ny anarany. 16 Hotahiko izy dia hiteraka zazalahy ho anao.+ Hotahiko izy ka hisy firenena be dia be sy mpanjakan’ny firenena maro hipoitra avy aminy.”

  • Genesisy 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao ny tenin’i Saraha taminao momba an’ilay zanakao sy ny mpanompovavinao. Henoy izy,* satria ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara