Romanina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy hoe satria nankatò lalàna i Abrahama na ny taranany dia nampanantenaina hoe handova tontolo iray,+ fa satria nekena hoe olo-marina izy noho izy nanam-pinoana.+ Romanina 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa “nekena* hoe olo-marina izy.”+ Galatianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Eritrereto koa i Abrahama: “Naneho finoana an’i Jehovah* izy, ka nekena* hoe olo-marina.”+ Jakoba 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Tsy hoe satria nankatò lalàna i Abrahama na ny taranany dia nampanantenaina hoe handova tontolo iray,+ fa satria nekena hoe olo-marina izy noho izy nanam-pinoana.+