1 Mpanjaka 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nanao zavatra faran’izay nahatsiravina i Ahaba. Nanompo an’ireo sampy maharikoriko* izy, hoatran’ny nataon’ny Amorita izay noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.’”+ 2 Mpanjaka 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*
26 Nanao zavatra faran’izay nahatsiravina i Ahaba. Nanompo an’ireo sampy maharikoriko* izy, hoatran’ny nataon’ny Amorita izay noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.’”+
11 “Nanao an’ireo zava-maharikoriko rehetra ireo i Manase mpanjakan’ny Joda. Nahavita zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra vitan’ny Amorita+ talohany+ izy, sady nahatonga ny Joda hanota satria nanao sampy maharikoriko.*