Genesisy 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+ Genesisy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+