Genesisy 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy maintsy forana ny lehilahy rehetra teraka ao an-tranonao sy ny lehilahy rehetra novidinao tamin’ny volanao.+ Ho fifanekena maharitra ela be izany fifanekena ataoko momba ny famorana* izany.
13 Tsy maintsy forana ny lehilahy rehetra teraka ao an-tranonao sy ny lehilahy rehetra novidinao tamin’ny volanao.+ Ho fifanekena maharitra ela be izany fifanekena ataoko momba ny famorana* izany.