-
Genesisy 16:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hitan’ny anjelin’i Jehovah teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io.
-
-
Mpitsara 13:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary tsy niseho tamin-dry Manoa mivady intsony ilay anjelin’i Jehovah. Dia fantatr’i Manoa fa anjelin’i Jehovah ilay izy.+
-