Isaia 40:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 1:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary efa bevohoka koa i Elizabeta havanao na dia efa antitra aza. Efa mandray enim-bolana izao ny kibony, na dia nantsoina hoe vehivavy momba aza izy. 37 Tsy hisy tsy ho tanteraka mantsy izay lazain’Andriamanitra.”*+
36 Ary efa bevohoka koa i Elizabeta havanao na dia efa antitra aza. Efa mandray enim-bolana izao ny kibony, na dia nantsoina hoe vehivavy momba aza izy. 37 Tsy hisy tsy ho tanteraka mantsy izay lazain’Andriamanitra.”*+