-
Lioka 17:29-31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Fa tamin’ny andro nivoahan’i Lota avy tao Sodoma, dia nilatsaka toy ny orana ny afo sy solifara avy tany an-danitra, ka nandringana azy rehetra.+ 30 Dia ho toy izany koa amin’ny andro hampiharihariana ny Zanak’olona.+
31 “Amin’izany andro izany, dia tsy tokony hidina haka ny entany ao an-trano izay any an-tampon-trano, ary tsy tokony hiverina any amin’izay efa nilaozany koa izay any an-tsaha.
-