Genesisy 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Taorian’izany dia niakatra avy tao Zoara i Lota, niaraka tamin’ny zanany roa vavy, dia nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra.+ Natahotra ny hipetraka tao Zoara+ mantsy izy. Koa nipetraka tao anaty lava-bato izy sy ny zanany roa vavy. Salamo 68:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
30 Taorian’izany dia niakatra avy tao Zoara i Lota, niaraka tamin’ny zanany roa vavy, dia nipetraka teny amin’ny faritra be tendrombohitra.+ Natahotra ny hipetraka tao Zoara+ mantsy izy. Koa nipetraka tao anaty lava-bato izy sy ny zanany roa vavy.