Genesisy 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niaraka ireo mpanjaka ireo ka niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sodoma,+ Birsa mpanjakan’i Gomora,+ Sinaba mpanjakan’i Adma, Semebera mpanjakan’i Zeboima,+ ary ny mpanjakan’i Bela, izany hoe Zoara.
2 Niaraka ireo mpanjaka ireo ka niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sodoma,+ Birsa mpanjakan’i Gomora,+ Sinaba mpanjakan’i Adma, Semebera mpanjakan’i Zeboima,+ ary ny mpanjakan’i Bela, izany hoe Zoara.