17 Ary velona 137 taona i Ismaela, dia niala aina ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny izy. 18 Nipetraka hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tany akaikin’i Ejipta, ka hatrany Asyria ny taranany. Nipetraka teny akaikin’ny rahalahiny rehetra izy ireo.+