-
Genesisy 12:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Rehefa iny hiditra an’i Ejipta iny izy, dia hoy izy tamin’i Saray vadiny: “Mba henoy ange aho azafady e! Fantatro fa vehivavy tsara tarehy be ianao.+ 12 Rehefa mahita anao izao ny Ejipsianina, dia tsy maintsy hiteny hoe: ‘Io ny vadiny.’ Dia hovonoin-dry zareo aho, fa ianao kosa tsy hovonoiny.
-