1 Tantara 1:29-31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ireto no fianakaviana nipoiran’izy ireo: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ 30 Misma, Doma, Masa, Hadada, Tema, 31 Jetora, Nafisy, ary Kedema. Ireo no zanakalahin’i Ismaela.
29 Ireto no fianakaviana nipoiran’izy ireo: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ 30 Misma, Doma, Masa, Hadada, Tema, 31 Jetora, Nafisy, ary Kedema. Ireo no zanakalahin’i Ismaela.