-
Genesisy 20:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia naka ondry sy omby sy mpanompolahy ary mpanompovavy i Abimeleka, ka nomeny an’i Abrahama. Naveriny taminy koa i Saraha vadiny. 15 Hoy koa i Abimeleka: “Taniko daholo ireo hitanao ireo. Afaka mipetraka any amin’izay tianao hipetrahana ianao.”
-