Hebreo 6:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra tamin’izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama. Tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana mantsy,+ 14 ka hoy izy: “Tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be.”+
13 Fa nianiana tamin’ny tenany Andriamanitra tamin’izy nilaza ny fampanantenany tamin’i Abrahama. Tsy misy lehibe noho ny tenany azony nianianana mantsy,+ 14 ka hoy izy: “Tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be.”+