Genesisy 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary feno 70 taona i Tera. Dia niteraka an’i Abrama+ sy Nahora+ ary Harana izy taorian’izay. Genesisy 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Samy naka vady i Abrama sy Nahora: Saray+ no anaran’ny vadin’i Abrama, ary Milka,+ zanakavavin’i Harana, no anaran’ny vadin’i Nahora. Rain’i Milka sy Iska io Harana io.
29 Samy naka vady i Abrama sy Nahora: Saray+ no anaran’ny vadin’i Abrama, ary Milka,+ zanakavavin’i Harana, no anaran’ny vadin’i Nahora. Rain’i Milka sy Iska io Harana io.