Genesisy 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia niankohoka i Abrahama, dia nihomehy sady niteny anakampo hoe:+ “Lehilahy efa 100 taona ve dia mbola hiteraka ihany? I Saraha koa izao vehivavy efa 90 taona, dia mbola hiteraka ihany ve?”+
17 Dia niankohoka i Abrahama, dia nihomehy sady niteny anakampo hoe:+ “Lehilahy efa 100 taona ve dia mbola hiteraka ihany? I Saraha koa izao vehivavy efa 90 taona, dia mbola hiteraka ihany ve?”+