-
Genesisy 3:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia nahiratra ny mason’izy mivady, ka lasa fantany fa niboridana izy ireo. Koa nanjaitra ravin’aviavy izy ireo, dia nataony sikina.+
-