FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nahita azy koa ireo olona ambony tao an-dapan’i Farao, ka niteny tamin’i Farao hoe tsara tarehy be ilay vehivavy. Nentina nankao an-tranon’i Farao àry izy. 16 Tsara fanahy tamin’i Abrama i Farao satria tiany i Saray. Koa nahazo ondry, omby, ampondralahy sy ampondravavy, mpanompolahy sy mpanompovavy, ary rameva i Abrama.+

  • Genesisy 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nanana biby fiompy sy volafotsy ary volamena be dia be i Abrama tamin’izay.+

  • Genesisy 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa antitra sady efa be taona i Abrahama. Ary efa nitahy azy tamin’ny zava-drehetra i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara