-
Genesisy 24:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hoy anefa ilay mpanompo taminy: “Ahoana raha tsy te hiaraka amiko ho atỳ amin’ity tany ity ilay vehivavy? Tokony hoentiko miverina any amin’ilay tany niavianao ve ny zanakao?”+
-