-
Genesisy 24:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 ka niteny hoe: “Hoderaina anie i Jehovah, Andriamanitr’i Abrahama tompoko! Fa tsy nivadika tamin’ny tompoko mihitsy izy sady tia azy foana. Nitana ny teniny tamin’ny tompoko foana koa i Jehovah, dia nitarika ahy ho atỳ an-tranon’ny rahalahin’ny tompoko.”
-