Genesisy 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa afaka elaela, dia nitazantazana teo am-baravarankely i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, ka nahita an’i Isaka naneho fitiavana tamin’i* Rebeka vadiny.+
8 Rehefa afaka elaela, dia nitazantazana teo am-baravarankely i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, ka nahita an’i Isaka naneho fitiavana tamin’i* Rebeka vadiny.+