Genesisy 24:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 I Saraha vadiny koa efa nitera-dahy tamin’ny tompoko, na efa antitra aza.+ Dia homen’ny tompoko an’io zanany io izay rehetra ananany.+
36 I Saraha vadiny koa efa nitera-dahy tamin’ny tompoko, na efa antitra aza.+ Dia homen’ny tompoko an’io zanany io izay rehetra ananany.+