Genesisy 21:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nifoha maraina àry i Abrahama, ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany, ka napetrany teo an-tsorony. Ary nalefany nandeha izy sy ilay zanany.+ Dia lasa i Hagara, ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+
14 Nifoha maraina àry i Abrahama, ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany, ka napetrany teo an-tsorony. Ary nalefany nandeha izy sy ilay zanany.+ Dia lasa i Hagara, ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+