FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+

  • Genesisy 26:12-14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nanomboka namafy voa tao amin’izany tany izany i Isaka. Ary nahatratra avo 100 heny ny vokatra azony tamin’io taona io, satria notahin’i Jehovah izy.+ 13 Dia lasa nanan-karena i Isaka, ary nitombo be ny fananany, ka vao mainka lasa mpanankarena be izy. 14 Nahazo andian’ondry sy andian’omby ary mpanompo maro be izy,+ ka lasa nialona azy ny Filistinina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara