-
Galatianina 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Efa hitan’ny Soratra Masina mialoha fa hambaran’Andriamanitra hoe marina ny hafa firenena satria mino. Dia nolazain’ny Soratra Masina mialoha tamin’i Abrahama ilay vaovao tsara hoe: “Amin’ny alalanao no hitahiana ny firenena rehetra.”+
-