FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:11-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa iny hiditra an’i Ejipta iny izy, dia hoy izy tamin’i Saray vadiny: “Mba henoy ange aho azafady e! Fantatro fa vehivavy tsara tarehy be ianao.+ 12 Rehefa mahita anao izao ny Ejipsianina, dia tsy maintsy hiteny hoe: ‘Io ny vadiny.’ Dia hovonoin-dry zareo aho, fa ianao kosa tsy hovonoiny. 13 Mba teneno ange azafady hoe anabaviko ianao e! Amin’izay aho tsy hataon-dry zareo na inona na inona noho ny aminao, dia tsy hovonoiny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara