-
Genesisy 24:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tena tsara tarehy ilay tovovavy sady virjiny, ary mbola tsy nisy lehilahy nanao firaisana taminy. Nidina nankeo amin’ilay loharano izy dia nofenoiny rano ny sininy, ary niverina niakatra izy.
-