-
Genesisy 20:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Niantso an’i Abrahama i Abimeleka avy eo, ka niteny taminy hoe: “Fa inona ity nataonao taminay? Ary inona no fahotana nataoko taminao no dia nahatonga an’izao loza lehibe izao tamiko sy ny fanjakako ianao? Tsy mety mihitsy izao nataonao tamiko izao.”
-