-
Genesisy 21:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary naka ondry sy omby i Abrahama ka nomeny an’i Abimeleka. Dia nanao fifanekena izy roa lahy.
-
-
Genesisy 21:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy izy: “Avy amiko ireo ondrivavy kely fito ireo, ka mba raiso ho vavolombelona fa izaho no nandavaka an’ity lavadrano ity.”
-