Genesisy 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao fifanekena+ tao Beri-sheba àry izy ireo. Dia niainga i Abimeleka sy Pikola lehiben’ny tafiny, ka niverina tany amin’ny tanin’ny Filistinina.+
32 Nanao fifanekena+ tao Beri-sheba àry izy ireo. Dia niainga i Abimeleka sy Pikola lehiben’ny tafiny, ka niverina tany amin’ny tanin’ny Filistinina.+