Genesisy 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nolavahan’i Isaka indray ireo lavadrano efa nolavahana tamin’ny andron’i Abrahama rainy, izay efa nototofan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesan’i Abrahama.+ Efa nomen’ny rainy anarana avy izy ireny, dia izay ihany no niantsoany azy.+
18 Dia nolavahan’i Isaka indray ireo lavadrano efa nolavahana tamin’ny andron’i Abrahama rainy, izay efa nototofan’ny Filistinina taorian’ny nahafatesan’i Abrahama.+ Efa nomen’ny rainy anarana avy izy ireny, dia izay ihany no niantsoany azy.+