-
Genesisy 27:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mandehana any amin’ny ondry aman’osy, azafady, dia ento atỳ izay zanak’osy roa tsara indrindra mba hanaovako sakafo matsiro ho an’ny dadanao, araka ilay itiavany azy.
-