-
Romanina 9:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy tamin’izay ihany anefa Andriamanitra no nampanantena, fa nanao an’izany koa izy tamin’i Rebeka niteraka kambana tamin’ny lehilahy iray, izay tsy iza fa i Isaka razambentsika.+ 11 Fa tamin’ny mbola tsy teraka ireo kambana ireo ary mbola tsy nanao izay tsara na ratsy, dia efa nilaza mialoha Andriamanitra hoe iza no hofidiny. Izay tiany mantsy no fidiny, fa tsy hoe miankina amin’izay ataon’ny olona. 12 Dia nolazaina tamin’i Rebeka tamin’izay, hoe: “Ny zokiny hanompo ny zandriny”,+
-