Genesisy 27:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: “I Esao rahalahiko ange voloina e,+ fa izaho malamalama hoditra. 12 Dia ahoana raha mitsapa ahy i Dada?+ Tena hoatran’ny hoe mananihany azy aho amin’izay, ka ozona no ho azoko, fa tsy tsodrano.”
11 Dia hoy i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: “I Esao rahalahiko ange voloina e,+ fa izaho malamalama hoditra. 12 Dia ahoana raha mitsapa ahy i Dada?+ Tena hoatran’ny hoe mananihany azy aho amin’izay, ka ozona no ho azoko, fa tsy tsodrano.”