FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary nitazona ny voditongotr’i Esao ny tanany.+ Koa natao hoe Jakoba* ny anarany.+ Ary 60 taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.

  • Genesisy 32:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.”

  • Hosea 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Notazoniny ny voditongotry ny rahalahiny, tamin’izy tao an-kibo.+

      Nitolona tamin’Andriamanitra araka izay fara heriny koa izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara