Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hilamina ny tanin’i Israely,Ary ho voaro ny lavadranon’i Jakoba,Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao,+Ary hitete ando ny lanitra eo amboniny.+
28 Hilamina ny tanin’i Israely,Ary ho voaro ny lavadranon’i Jakoba,Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao,+Ary hitete ando ny lanitra eo amboniny.+