-
Hebreo 12:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga* aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao, izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny sakafo indray mihinana.+ 17 Fantatrareo fa nolavina izy tatỳ aoriana, rehefa te hahazo an’ilay tsodrano. Fa na dia niezaka mafy nampiova hevitra ny rainy aza izy sady nitomany,+ dia tsy nisy vokany izany.*
-