Jaona 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Hoy koa izy: “Lazaiko marimarina aminareo fa hahita ny lanitra misokatra ianareo, dia hahita ny anjelin’Andriamanitra miakatra sy midina mankatỳ amin’ny Zanak’olona.”+ Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?
51 Hoy koa izy: “Lazaiko marimarina aminareo fa hahita ny lanitra misokatra ianareo, dia hahita ny anjelin’Andriamanitra miakatra sy midina mankatỳ amin’ny Zanak’olona.”+
14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?