-
Genesisy 26:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Niseho taminy i Jehovah tamin’iny alina iny, ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitr’i Abrahama rainao.+ Aza matahotra+ fa hanampy anao aho. Noho i Abrahama mpanompoko, dia hitahy anao aho ka hataoko lasa be dia be ny taranakao.”+ 25 Koa nanorina alitara teo i Isaka ka niantso ny anaran’i Jehovah,+ sady nanangana tranolay teo.+ Ary nandavaka lavadrano teo ny mpanompony.
-