-
Genesisy 35:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Farany, dia tonga tao Lozy,+ izany hoe Betela, tany Kanana i Jakoba sy ny olona rehetra niaraka taminy.
-
-
Josoa 16:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary ny tany azon’ny taranak’i Josefa+ tamin’ny antsapaka+ dia nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana akaikin’i Jeriko, nankany atsinanan’ny ranon’i Jeriko, dia nandalo an’ilay tany efitra niakatra avy teo Jeriko, ka nankany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Betela.+ 2 Tonga hatrany Betelan’i Lozy izany ka nitohy hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Arkita ao Atarota,
-