FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Rehefa notantarain’ny olona tamin’i Rebeka ny tenin’i Esao lahimatoany, dia tonga dia nampanantsoiny i Jakoba faralahiny, ka hoy izy taminy: “Izao anaka! Mitetika ny hamaly faty i Esao rahalahinao, dia tiany hovonoina ianao.* 43 Koa araho ny teniko, anaka, ka mandehana mandositra any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+

  • Asan’ny Apostoly 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia namaly i Stefana hoe: “Ry rahalahy sy ianareo raiamandreny, henoy aho. Niseho tamin’i Abrahama razambentsika ilay Andriamanitry ny voninahitra, tamin’izy tany Mezopotamia, talohan’ny nipetrahany tany Harana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara