-
Genesisy 30:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Omeo ahy ny vady aman-janako dia handeha aho, fa ny hahazoako an’ireo no antony nanompoako anao. Fantatrao tsara ny fanompoana mafy nataoko ho anao.”+
-