-
Genesisy 34:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Tamin’ny andro fahatelo anefa, raha iny mbola nanaintaina iny ireo lehilahy ireo, dia samy naka ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia i Simeona sy Levy, anadahin’i Dina.+ Dia niditra tao an-tanàna izy roa lahy, nefa tsy nisy niahiahy azy mihitsy, dia novonoiny daholo ny lehilahy rehetra tao.+
-
-
Nomery 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Alaiko avy amin’ny Israelita ny Levita, mba ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+ Dia ho ahy ny Levita,
-