Apokalypsy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny Devoly izay namitaka azy ireo dia natsipy mafy tao amin’ny farihy afo sy solifara, dia tao amin’ilay efa nisy an’ilay bibidia+ sy ilay mpaminany sandoka.+ Dia hampijalijalina* andro aman’alina mandrakizay mandrakizay ireo.
10 Ary ny Devoly izay namitaka azy ireo dia natsipy mafy tao amin’ny farihy afo sy solifara, dia tao amin’ilay efa nisy an’ilay bibidia+ sy ilay mpaminany sandoka.+ Dia hampijalijalina* andro aman’alina mandrakizay mandrakizay ireo.