Lioka 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia hoy i Maria: “Mankalaza an’i Jehovah* aho,*+ Lioka 1:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 satria nojereny ny mpanompovaviny+ na dia olona ambany aza. Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,
48 satria nojereny ny mpanompovaviny+ na dia olona ambany aza. Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,