-
Genesisy 46:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ny zanakalahin’i Isakara dia i Tola, Pova, Joba, ary Simrona.+
-
-
Genesisy 49:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “I Isakara+ indray dia ampondra mafy taolana, ka sady matory izy no mitondra kitapon-dasely roa.
-