Genesisy 46:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny zanakalahin’i Zebolona+ dia i Sereda sy Elona ary Jahalela.+ Genesisy 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “I Zebolona+ kosa hipetraka eny amoron-tsiraka, eny amoron-drano fiantsonan’ny sambo.+ Ary ho tandrifin’i Sidona ny sisin-taniny farany lavitra.+ Deoteronomia 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+ “Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany,Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+
13 “I Zebolona+ kosa hipetraka eny amoron-tsiraka, eny amoron-drano fiantsonan’ny sambo.+ Ary ho tandrifin’i Sidona ny sisin-taniny farany lavitra.+
18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+ “Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany,Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+